plt_tn/exo/32/07.md

461 B

Niala faingana tamin'ny lalana izay nandidiako azy

Eto ny vahoaka tsy mankatoa izay nandidiany azy ireo dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe niteny azy ireo mba handeha amin'ny lala-marina sy hiala amin'izany lalana izany Izy. DH: "nijanona nanao izay nandidiako azy ireo mba hataony" na "efa nitsahatra nankatoa izay nandidiako azy ireo mba hatao"

Namolavola zanak'omby ho azy izy ireo

"Nanao sarivongana volamena niendrika zanak'omby ho azy izy ireo''