plt_tn/exo/32/07.md

8 lines
461 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Niala faingana tamin'ny lalana izay nandidiako azy
Eto ny vahoaka tsy mankatoa izay nandidiany azy ireo dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe niteny azy ireo mba handeha amin'ny lala-marina sy hiala amin'izany lalana izany Izy. DH: "nijanona nanao izay nandidiako azy ireo mba hataony" na "efa nitsahatra nankatoa izay nandidiako azy ireo mba hatao"
# Namolavola zanak'omby ho azy izy ireo
"Nanao sarivongana volamena niendrika zanak'omby ho azy izy ireo''