# Niala faingana tamin'ny lalana izay nandidiako azy Eto ny vahoaka tsy mankatoa izay nandidiany azy ireo dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe niteny azy ireo mba handeha amin'ny lala-marina sy hiala amin'izany lalana izany Izy. DH: "nijanona nanao izay nandidiako azy ireo mba hataony" na "efa nitsahatra nankatoa izay nandidiako azy ireo mba hatao" # Namolavola zanak'omby ho azy izy ireo "Nanao sarivongana volamena niendrika zanak'omby ho azy izy ireo''