plt_tn/exo/32/03.md

405 B

ny vahoaka rehetra

Io dia manondro ny vahoaka rehetra izay nandà an'i Mosesy ho mpitarika azy ireo ary ny Andriamanitr'i Mosesy ho Andriamanitr'izy ireo.

namolavola izany, ary nanao izany ho zanak'omby voavolavola

Nanempo volamena i Arona ary namolavola izany mba hahazo endrika zanak'omby. Rehefa nihamafy ny volamena, dia nalany ny famolavolana, ary ilay volamena mafy dia niendrika zanak'omby.