plt_tn/exo/32/03.md

8 lines
405 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny vahoaka rehetra
Io dia manondro ny vahoaka rehetra izay nandà an'i Mosesy ho mpitarika azy ireo ary ny Andriamanitr'i Mosesy ho Andriamanitr'izy ireo.
# namolavola izany, ary nanao izany ho zanak'omby voavolavola
Nanempo volamena i Arona ary namolavola izany mba hahazo endrika zanak'omby. Rehefa nihamafy ny volamena, dia nalany ny famolavolana, ary ilay volamena mafy dia niendrika zanak'omby.