# ny vahoaka rehetra Io dia manondro ny vahoaka rehetra izay nandà an'i Mosesy ho mpitarika azy ireo ary ny Andriamanitr'i Mosesy ho Andriamanitr'izy ireo. # namolavola izany, ary nanao izany ho zanak'omby voavolavola Nanempo volamena i Arona ary namolavola izany mba hahazo endrika zanak'omby. Rehefa nihamafy ny volamena, dia nalany ny famolavolana, ary ilay volamena mafy dia niendrika zanak'omby.