plt_tn/exo/30/01.md

439 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Milaza amin'i Mosesy ny fomba hanorenana ny fitaovam-panompoana i Yaveh.

Manamboara ianareo

Eto ny hoe "ianareo" dia manondro an'i Mosesy sy ny vahokan'ny Israely.

Tsy maintsy akambana amin'izany ireo tandrony

Ireo dia fampikambanana izay miendrika tandrok'omby nafatotra tamin'ireo zoron'ny alitara efatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:1. DH: "Tsy maintsy ataonao ireo tandrony"