# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Milaza amin'i Mosesy ny fomba hanorenana ny fitaovam-panompoana i Yaveh. # Manamboara ianareo Eto ny hoe "ianareo" dia manondro an'i Mosesy sy ny vahokan'ny Israely. # Tsy maintsy akambana amin'izany ireo tandrony Ireo dia fampikambanana izay miendrika tandrok'omby nafatotra tamin'ireo zoron'ny alitara efatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:1. DH: "Tsy maintsy ataonao ireo tandrony"