plt_tn/exo/30/01.md

12 lines
439 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Milaza amin'i Mosesy ny fomba hanorenana ny fitaovam-panompoana i Yaveh.
# Manamboara ianareo
Eto ny hoe "ianareo" dia manondro an'i Mosesy sy ny vahokan'ny Israely.
# Tsy maintsy akambana amin'izany ireo tandrony
Ireo dia fampikambanana izay miendrika tandrok'omby nafatotra tamin'ireo zoron'ny alitara efatra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:1. DH: "Tsy maintsy ataonao ireo tandrony"