plt_tn/exo/29/31.md

680 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

ny ondrilahy ho an'ny fametrahana ny mpisorona

"ny ondrilahy novonoinao rehefa nametraka ireo mpisorona ianao''

ao amina toerana masina

Izany dia tsy mitovy amin'ny toerana masina ivelan'ny toerana masina indrindra. Izany dia manondro toerana anatin'ny kianja. DH: "ao amin'ny fidirana ao amin'ny lay fihaonana"

lay fihaonana

Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20.

izay nomena

DH: "izay nataonao sorona"

Tsy azo hohanina

DH: "Tsy hisy na iza na iza hihinana izany"

satria efa natokana ho Ahy

DH: "satria efa nanokana izany ho Ahy ianao"