plt_tn/exo/29/31.md

28 lines
680 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
# ny ondrilahy ho an'ny fametrahana ny mpisorona
"ny ondrilahy novonoinao rehefa nametraka ireo mpisorona ianao''
# ao amina toerana masina
Izany dia tsy mitovy amin'ny toerana masina ivelan'ny toerana masina indrindra. Izany dia manondro toerana anatin'ny kianja. DH: "ao amin'ny fidirana ao amin'ny lay fihaonana"
# lay fihaonana
Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20.
# izay nomena
DH: "izay nataonao sorona"
# Tsy azo hohanina
DH: "Tsy hisy na iza na iza hihinana izany"
# satria efa natokana ho Ahy
DH: "satria efa nanokana izany ho Ahy ianao"