# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # ny ondrilahy ho an'ny fametrahana ny mpisorona "ny ondrilahy novonoinao rehefa nametraka ireo mpisorona ianao'' # ao amina toerana masina Izany dia tsy mitovy amin'ny toerana masina ivelan'ny toerana masina indrindra. Izany dia manondro toerana anatin'ny kianja. DH: "ao amin'ny fidirana ao amin'ny lay fihaonana" # lay fihaonana Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20. # izay nomena DH: "izay nataonao sorona" # Tsy azo hohanina DH: "Tsy hisy na iza na iza hihinana izany" # satria efa natokana ho Ahy DH: "satria efa nanokana izany ho Ahy ianao"