plt_tn/exo/29/29.md

652 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

Ireo fitafiana masin'i Arona dia tsy maintsy atokana ho an'ireo zanany mandimby azy ihany koa

Ireo fitafiana ireo dia an'ny fisoronana fa tsy akanjon'i Arona fotsiny ihany. DH: "tsy maintsy hanokana fitafiana masina ho an'ireo zanany lahy handimby azy i Arona"

Izy ireo dia ho voahosotra ao anatin'ireo ary hampidirana Ahy ao amin'izy ireo

DH: "Tsy maintsy hanao ireo fitafiana masina izy ireo rehefa manosotra ireo zanany lahy ary mampisy Ahy ao amin'izy ireo ianao"

lay fihaonana

Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20.