plt_tn/exo/29/29.md

16 lines
652 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
# Ireo fitafiana masin'i Arona dia tsy maintsy atokana ho an'ireo zanany mandimby azy ihany koa
Ireo fitafiana ireo dia an'ny fisoronana fa tsy akanjon'i Arona fotsiny ihany. DH: "tsy maintsy hanokana fitafiana masina ho an'ireo zanany lahy handimby azy i Arona"
# Izy ireo dia ho voahosotra ao anatin'ireo ary hampidirana Ahy ao amin'izy ireo
DH: "Tsy maintsy hanao ireo fitafiana masina izy ireo rehefa manosotra ireo zanany lahy ary mampisy Ahy ao amin'izy ireo ianao"
# lay fihaonana
Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20.