# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # Ireo fitafiana masin'i Arona dia tsy maintsy atokana ho an'ireo zanany mandimby azy ihany koa Ireo fitafiana ireo dia an'ny fisoronana fa tsy akanjon'i Arona fotsiny ihany. DH: "tsy maintsy hanokana fitafiana masina ho an'ireo zanany lahy handimby azy i Arona" # Izy ireo dia ho voahosotra ao anatin'ireo ary hampidirana Ahy ao amin'izy ireo DH: "Tsy maintsy hanao ireo fitafiana masina izy ireo rehefa manosotra ireo zanany lahy ary mampisy Ahy ao amin'izy ireo ianao" # lay fihaonana Io dia anaran'ny tabernakely hafa. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 27:20.