plt_tn/exo/29/24.md

12 lines
299 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka amin'i Mosesy Andriamanitra.
# Tsy maintsy apetrakareo ireo
Eto ny hoe "ireo" dia manondro ireo ampahan'ny sorona voalaza ao amin'ireo andininy teo aloha.
# ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Ahy izany
DH: "dory ho fanatitra ho Ahy izany"