plt_tn/exo/29/24.md

299 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy Andriamanitra.

Tsy maintsy apetrakareo ireo

Eto ny hoe "ireo" dia manondro ireo ampahan'ny sorona voalaza ao amin'ireo andininy teo aloha.

ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Ahy izany

DH: "dory ho fanatitra ho Ahy izany"