# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy Andriamanitra. # Tsy maintsy apetrakareo ireo Eto ny hoe "ireo" dia manondro ireo ampahan'ny sorona voalaza ao amin'ireo andininy teo aloha. # ho fanatitra natao tamin'ny afo ho Ahy izany DH: "dory ho fanatitra ho Ahy izany"