plt_tn/exo/29/15.md

12 lines
385 B
Markdown

# Tsy maintsy vonoinareo ny ondry lahy
Ho an'io sorona fanamasinana ho an'ny mpisorona io, tsy i Mosesy, na i Arona na ireo zanany lahy, no namono ireo biby.
# eo amin'ny alitarany
Tsy tahaka ny fanatitra vantotr'omby izay nodorana ivelan'ny lay fihaonana, fa ny ondrilahy dia ho dorana ao anatin'ny alitara.
# ao anatiny
"ireo taova". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 29:12.