plt_tn/exo/29/15.md

385 B

Tsy maintsy vonoinareo ny ondry lahy

Ho an'io sorona fanamasinana ho an'ny mpisorona io, tsy i Mosesy, na i Arona na ireo zanany lahy, no namono ireo biby.

eo amin'ny alitarany

Tsy tahaka ny fanatitra vantotr'omby izay nodorana ivelan'ny lay fihaonana, fa ny ondrilahy dia ho dorana ao anatin'ny alitara.

ao anatiny

"ireo taova". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 29:12.