# Tsy maintsy vonoinareo ny ondry lahy Ho an'io sorona fanamasinana ho an'ny mpisorona io, tsy i Mosesy, na i Arona na ireo zanany lahy, no namono ireo biby. # eo amin'ny alitarany Tsy tahaka ny fanatitra vantotr'omby izay nodorana ivelan'ny lay fihaonana, fa ny ondrilahy dia ho dorana ao anatin'ny alitara. # ao anatiny "ireo taova". Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 29:12.