plt_tn/exo/29/01.md

638 B

Ary

Ny teny hoe "ary'' dia manamarika ny fiovana ao amin'ny lohahevitra avy amin'ireo akanjo ho an'ireo mba hanamasina ireo mpisorona.

tsy maintsy ataonareo

Eto ny hoe "-nareo" dia manondro an'i Mosesy.

mba hanokananareo azy ireo

"mba hanokana an'i Arona sy ireo zanany lahy"

hanompoan'izy ireo Ahy

Eto ny hoe "Ahy'' dia manondro an'i Yaveh.

vantotr'ombilahy iray

omby lahy

Makà ihany koa mofo manify tsy misy lalivay voahoso-menaka

DH: "Manaova ihany koa mofo manify tsy misy lalivay ary atsoboy ao amin'ny menaka izany"

mofo...mofomamy...mofomamy

Ireo dia karazana sakafo isan-karazany avy amin'ny lafarina.