# Ary Ny teny hoe "ary'' dia manamarika ny fiovana ao amin'ny lohahevitra avy amin'ireo akanjo ho an'ireo mba hanamasina ireo mpisorona. # tsy maintsy ataonareo Eto ny hoe "-nareo" dia manondro an'i Mosesy. # mba hanokananareo azy ireo "mba hanokana an'i Arona sy ireo zanany lahy" # hanompoan'izy ireo Ahy Eto ny hoe "Ahy'' dia manondro an'i Yaveh. # vantotr'ombilahy iray omby lahy # Makà ihany koa mofo manify tsy misy lalivay voahoso-menaka DH: "Manaova ihany koa mofo manify tsy misy lalivay ary atsoboy ao amin'ny menaka izany" # mofo...mofomamy...mofomamy Ireo dia karazana sakafo isan-karazany avy amin'ny lafarina.