plt_tn/exo/29/01.md

28 lines
638 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary
Ny teny hoe "ary'' dia manamarika ny fiovana ao amin'ny lohahevitra avy amin'ireo akanjo ho an'ireo mba hanamasina ireo mpisorona.
# tsy maintsy ataonareo
Eto ny hoe "-nareo" dia manondro an'i Mosesy.
# mba hanokananareo azy ireo
"mba hanokana an'i Arona sy ireo zanany lahy"
# hanompoan'izy ireo Ahy
Eto ny hoe "Ahy'' dia manondro an'i Yaveh.
# vantotr'ombilahy iray
omby lahy
# Makà ihany koa mofo manify tsy misy lalivay voahoso-menaka
DH: "Manaova ihany koa mofo manify tsy misy lalivay ary atsoboy ao amin'ny menaka izany"
# mofo...mofomamy...mofomamy
Ireo dia karazana sakafo isan-karazany avy amin'ny lafarina.