plt_tn/exo/28/29.md

20 lines
716 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# tsy maintsy mitondra ny anaran'ireo vahoakan'Israely eo amin'ny fony ao amin'ny saron-tratra izy
Io dia manondro anaran'ireo foko voasokitra amin'ireo vato roambinifolo ny saron-tratra araka ny voasoritsoritra ao amin'ny 28:17.
# eo amin'ny fony
"eo amin'ny fon'i Arona" na "eo amin'ny tratrany"
# ny Orima sy ny Tomima...fomba entina manapa-kevitra
Ny andianteny faharoa dia eo mba hanondro an'i Orima sy Tomima ary manazava ny tanjon'ireo.
# ny Orima sy ny Tomima
Tsy mazava hoe inona ireo. Zavatra ireo, mety ho vato, izay nampiasain'ny mpisorona hamaritana ny sitra-pon'Andriamanitra.