plt_tn/exo/28/13.md

12 lines
370 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# fitoerana
Ireo dia singam-by izay mihazona vato ao amin'ny efoda tsirairay avy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:10.
# rojo volamena tsy mifangaro roa narandrana tahaka ny tady
"rojom-bolamena tsy mifangaro roa izay narandrana toy ny tady"