# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # fitoerana Ireo dia singam-by izay mihazona vato ao amin'ny efoda tsirairay avy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:10. # rojo volamena tsy mifangaro roa narandrana tahaka ny tady "rojom-bolamena tsy mifangaro roa izay narandrana toy ny tady"