plt_tn/exo/28/13.md

370 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

fitoerana

Ireo dia singam-by izay mihazona vato ao amin'ny efoda tsirairay avy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 28:10.

rojo volamena tsy mifangaro roa narandrana tahaka ny tady

"rojom-bolamena tsy mifangaro roa izay narandrana toy ny tady"