plt_tn/exo/28/10.md

473 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

Amin'ny asan'ny mpisokitra vato, tahaka ny sari-sokitra amin'ny tombokase

"Toy ny fomba isokiran'ny olona tombokase"

mpisokitra

olona izay manapaka sary amin'ny fitaovana mafy tahaka ny hazo, vato, na vy

tombokase

vato voasikotra nampiasaina mba hametaka sary amin'ny tombokase savoka

randrana

singam-by izay mihazona vato ao amin'ny efoda