plt_tn/exo/28/10.md

20 lines
473 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# Amin'ny asan'ny mpisokitra vato, tahaka ny sari-sokitra amin'ny tombokase
"Toy ny fomba isokiran'ny olona tombokase"
# mpisokitra
olona izay manapaka sary amin'ny fitaovana mafy tahaka ny hazo, vato, na vy
# tombokase
vato voasikotra nampiasaina mba hametaka sary amin'ny tombokase savoka
# randrana
singam-by izay mihazona vato ao amin'ny efoda