# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # Amin'ny asan'ny mpisokitra vato, tahaka ny sari-sokitra amin'ny tombokase "Toy ny fomba isokiran'ny olona tombokase" # mpisokitra olona izay manapaka sary amin'ny fitaovana mafy tahaka ny hazo, vato, na vy # tombokase vato voasikotra nampiasaina mba hametaka sary amin'ny tombokase savoka # randrana singam-by izay mihazona vato ao amin'ny efoda