plt_tn/exo/27/11.md

625 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

Ho tahaka izany koa...fihantonana volafotsy

Ho an'ny 27:11 jereo ny fomba nandikanao ireo teny ireo ihany ao amin'ny 27:9.

hisy fefy lamba

Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova fefy lamba"

hisy lamba

Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova lamba"

Dia manaova andry folo

Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova andro folo"

Ataovy dimam-polo hakiho ihany koa ny halavan'ny kianja

Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova kianja dimapolo hakiho ny halavany"