plt_tn/exo/27/11.md

24 lines
625 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# Ho tahaka izany koa...fihantonana volafotsy
Ho an'ny 27:11 jereo ny fomba nandikanao ireo teny ireo ihany ao amin'ny 27:9.
# hisy fefy lamba
Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova fefy lamba"
# hisy lamba
Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova lamba"
# Dia manaova andry folo
Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova andro folo"
# Ataovy dimam-polo hakiho ihany koa ny halavan'ny kianja
Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova kianja dimapolo hakiho ny halavany"