# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # Ho tahaka izany koa...fihantonana volafotsy Ho an'ny 27:11 jereo ny fomba nandikanao ireo teny ireo ihany ao amin'ny 27:9. # hisy fefy lamba Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova fefy lamba" # hisy lamba Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova lamba" # Dia manaova andry folo Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova andro folo" # Ataovy dimam-polo hakiho ihany koa ny halavan'ny kianja Io dia afaka ambara ho fandidiana. DH: "manaova kianja dimapolo hakiho ny halavany"