plt_tn/exo/27/09.md

24 lines
610 B
Markdown

# hisy fefy lamba rongony fotsy madinika...voatenona
DH: "Mametraha fefy lamba...kianja"
# fefy lamba rongony fotsy madinika voatenona
Ny "fefy lamba" dia lamba lava natao tamin'ny akanjo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:36
# rongony fotsy madinika voatenona
"rongony fotsy madinika notenonina". Io dia lamba vita tamin'ny rongony fotsy madinika izay tenonin'ny olono mba hanome kofehy mafy
# zato hakiho
"4.4 metatra"
# Hisy farango ihany koa...ireo andry
DH: "Tsy maintsy afatotrao ihany koa ireo andry...andry"
# ireo andry
tapa-kazo matanjaka natao mahitsy ary nampiasaina ho fanohanana