# hisy fefy lamba rongony fotsy madinika...voatenona DH: "Mametraha fefy lamba...kianja" # fefy lamba rongony fotsy madinika voatenona Ny "fefy lamba" dia lamba lava natao tamin'ny akanjo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:36 # rongony fotsy madinika voatenona "rongony fotsy madinika notenonina". Io dia lamba vita tamin'ny rongony fotsy madinika izay tenonin'ny olono mba hanome kofehy mafy # zato hakiho "4.4 metatra" # Hisy farango ihany koa...ireo andry DH: "Tsy maintsy afatotrao ihany koa ireo andry...andry" # ireo andry tapa-kazo matanjaka natao mahitsy ary nampiasaina ho fanohanana