plt_tn/exo/27/09.md

610 B

hisy fefy lamba rongony fotsy madinika...voatenona

DH: "Mametraha fefy lamba...kianja"

fefy lamba rongony fotsy madinika voatenona

Ny "fefy lamba" dia lamba lava natao tamin'ny akanjo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:36

rongony fotsy madinika voatenona

"rongony fotsy madinika notenonina". Io dia lamba vita tamin'ny rongony fotsy madinika izay tenonin'ny olono mba hanome kofehy mafy

zato hakiho

"4.4 metatra"

Hisy farango ihany koa...ireo andry

DH: "Tsy maintsy afatotrao ihany koa ireo andry...andry"

ireo andry

tapa-kazo matanjaka natao mahitsy ary nampiasaina ho fanohanana