plt_tn/exo/27/07.md

515 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tokony ataon'ny olona i Yaveh.

Tsy maintsy atao anaty mason-drojo ny bao, ary ny bao dia ho eo amin'ny lafiny roa amin'ny alitara, mba hilanjana azy

DH: "Manaova bao ao anatin'ny mason-drojo ary apetraho eo amin'ny lafin'ny alitara tsirairay avy izany mba hilanjana azy"

hazo fisaka

hazo lava, fisaka izay fisaka noho ny takelaka

naseho anao tao an-tendrombohitra

DH: "izay nasehoko anao teto amin'ity tendrombohitra ity"