plt_tn/exo/27/07.md

16 lines
515 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tokony ataon'ny olona i Yaveh.
# Tsy maintsy atao anaty mason-drojo ny bao, ary ny bao dia ho eo amin'ny lafiny roa amin'ny alitara, mba hilanjana azy
DH: "Manaova bao ao anatin'ny mason-drojo ary apetraho eo amin'ny lafin'ny alitara tsirairay avy izany mba hilanjana azy"
# hazo fisaka
hazo lava, fisaka izay fisaka noho ny takelaka
# naseho anao tao an-tendrombohitra
DH: "izay nasehoko anao teto amin'ity tendrombohitra ity"