# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tokony ataon'ny olona i Yaveh. # Tsy maintsy atao anaty mason-drojo ny bao, ary ny bao dia ho eo amin'ny lafiny roa amin'ny alitara, mba hilanjana azy DH: "Manaova bao ao anatin'ny mason-drojo ary apetraho eo amin'ny lafin'ny alitara tsirairay avy izany mba hilanjana azy" # hazo fisaka hazo lava, fisaka izay fisaka noho ny takelaka # naseho anao tao an-tendrombohitra DH: "izay nasehoko anao teto amin'ity tendrombohitra ity"