plt_tn/exo/27/03.md

512 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

koveta lehibe

"vilia jobo"

vilany fitondrana afo

Io dia vilany izay mitana harina mafana avy amin'ny alitara.

fitaovana

Ireo dia fitaovana, lovia, na zavatra izay nampiasaina amin'ny tokony ilana azy.

Manamboara makarakara ho an'ny alitara, harato varahina

"Manaova makarakara varahina ho an'ny alitara"

makarakara

zana-kazo amin'ny bara hihazonana ny kitay rehefa mirehitra