plt_tn/exo/27/03.md

24 lines
512 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# koveta lehibe
"vilia jobo"
# vilany fitondrana afo
Io dia vilany izay mitana harina mafana avy amin'ny alitara.
# fitaovana
Ireo dia fitaovana, lovia, na zavatra izay nampiasaina amin'ny tokony ilana azy.
# Manamboara makarakara ho an'ny alitara, harato varahina
"Manaova makarakara varahina ho an'ny alitara"
# makarakara
zana-kazo amin'ny bara hihazonana ny kitay rehefa mirehitra