# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # koveta lehibe "vilia jobo" # vilany fitondrana afo Io dia vilany izay mitana harina mafana avy amin'ny alitara. # fitaovana Ireo dia fitaovana, lovia, na zavatra izay nampiasaina amin'ny tokony ilana azy. # Manamboara makarakara ho an'ny alitara, harato varahina "Manaova makarakara varahina ho an'ny alitara" # makarakara zana-kazo amin'ny bara hihazonana ny kitay rehefa mirehitra