plt_tn/exo/27/01.md

639 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

dimy hakiho ny halavany ary dimy hakiho ny sakany

"2.2 metatra ny halavany amin'ny lafiny tsirairay avy" (UDB)

Ho efa-joro ny alitara ary telo hakiho ny haavony

Tsy maintsy ho efa-joro ary ho 1.3 metatra ny haavony" (UDB)

hakiho

Ny iray hakiho dia 46 santimetatra.

Asio tandroka maranitra tahaka ny tandrok'omby ny zorony efatra

"Asio fampikambanana izay miendrika tandrok'omby amin'ny zorony efatra"

Hatambatra ireo tandroka

DH: "Manaova tandroka"

petaho ireo

"rakofy ny alitara sy ireo tandroka"