plt_tn/exo/27/01.md

28 lines
639 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.
# dimy hakiho ny halavany ary dimy hakiho ny sakany
"2.2 metatra ny halavany amin'ny lafiny tsirairay avy" (UDB)
# Ho efa-joro ny alitara ary telo hakiho ny haavony
Tsy maintsy ho efa-joro ary ho 1.3 metatra ny haavony" (UDB)
# hakiho
Ny iray hakiho dia 46 santimetatra.
# Asio tandroka maranitra tahaka ny tandrok'omby ny zorony efatra
"Asio fampikambanana izay miendrika tandrok'omby amin'ny zorony efatra"
# Hatambatra ireo tandroka
DH: "Manaova tandroka"
# petaho ireo
"rakofy ny alitara sy ireo tandroka"