# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # dimy hakiho ny halavany ary dimy hakiho ny sakany "2.2 metatra ny halavany amin'ny lafiny tsirairay avy" (UDB) # Ho efa-joro ny alitara ary telo hakiho ny haavony Tsy maintsy ho efa-joro ary ho 1.3 metatra ny haavony" (UDB) # hakiho Ny iray hakiho dia 46 santimetatra. # Asio tandroka maranitra tahaka ny tandrok'omby ny zorony efatra "Asio fampikambanana izay miendrika tandrok'omby amin'ny zorony efatra" # Hatambatra ireo tandroka DH: "Manaova tandroka" # petaho ireo "rakofy ny alitara sy ireo tandroka"