plt_tn/exo/26/29.md

453 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny fomba hanamboarana ny tabernakely i Yaveh.

mba hampiasaina ho fihazonana ny bara ireo

"izay hihazona ireo bara" na "satria hihazona ny bara ireo"

bara

Ireo dia andry fanohanana mitsivalana izay tsy mampihevaheva ny rafitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:6.

naseho anao teny an-tendrombohitra

DH: "izay efa nasehoko anao teto amin'ity tendrombohitra ity" (UDB)