plt_tn/exo/26/29.md

16 lines
453 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny amin'i Mosesy ny fomba hanamboarana ny tabernakely i Yaveh.
# mba hampiasaina ho fihazonana ny bara ireo
"izay hihazona ireo bara" na "satria hihazona ny bara ireo"
# bara
Ireo dia andry fanohanana mitsivalana izay tsy mampihevaheva ny rafitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:6.
# naseho anao teny an-tendrombohitra
DH: "izay efa nasehoko anao teto amin'ity tendrombohitra ity" (UDB)