# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny fomba hanamboarana ny tabernakely i Yaveh. # mba hampiasaina ho fihazonana ny bara ireo "izay hihazona ireo bara" na "satria hihazona ny bara ireo" # bara Ireo dia andry fanohanana mitsivalana izay tsy mampihevaheva ny rafitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 26:6. # naseho anao teny an-tendrombohitra DH: "izay efa nasehoko anao teto amin'ity tendrombohitra ity" (UDB)