plt_tn/exo/26/19.md

598 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

faladiany volafotsy

Ireo dia vongam-bolafotsy izay misy fampidirana ao amin'izany mba hampipetrahana ny takelaka amin'ny toerany.

faladia

Ny faladia volafotsy dia tsy mampikasoka ny takela-by amin'ny tany.

Tsy maintsy misy faladiany roa

DH: "Asio faladiany roa"

ary dia toy izany hatrany

Io dia midika fa izay nolazaina momba ireo takelaka roa dia tokony hatao hanaovana ireo takelaka ambiny. DH: "ary ireo faladiany roa amin'ireo ambin'ny takelaka tsirairay avy"